Isaia 37:6 - Baiboly Katolika6 dia hoy i Izaia tamin’izy ireo: «Izao no holazainareo amin’ny tomponareo: Toy izao no tenin’i Iaveh: Aza matahotra ny teny efa renao, izay naniratsiran’ny mpanompon’ny mpanjakan’i Asiria Ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin’ny tomponareo hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Aza matahotra ny teny renao, dia izay nanompan’iretsy mpanompolahin’ny mpanjakan’i Asiria iretsy Ahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 dia nilazany hoe: –Ambarao amin’ny tomponareo izao hafatry ny TOMPO izao: Aza matahotra eo anatrehan’ny teny renao nanevatevan’ireo manamboninahitry ny mpanjakan’i Asiria Ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 dia nilazany hoe: –Ambarao amin’ny tomponareo izao hafatry ny TOMPO izao: Aza matahotra eo anatrehan’ny teny renao nanevatevan’ireo manamboninahitry ny mpanjakan’i Asiria Ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin’ny tomponareo hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan’iretsy ankizilahin’ny mpanjakan’i Asyria iretsy Ahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin'ny tomponareo hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan'iretsy ankizilahin'ny mpanjakan'i Asyria iretsy Ahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin’ny tomponareo hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Aza matahotra ny teny renao, dia izay nanompan’iretsy mpanompolahin’ny mpanjakan’i Asiria iretsy Ahy. Jereo ny toko |