Isaia 30:11 - Baiboly Katolika11 Mialà amin’ny lalana, ivilio ny lalana, esory eo imasonay ilay Masin’i Israely!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Mialà amin’ny lalana, mivilia amin’ny sakeli-dalana, atsaharo tsy ho eo anoloanay intsony ny Iray Masin’ny Israely! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Mivilia lalana ianareo ary mialà amin’izay voasoritra; atsaharo ny miteny eo anatrehanay an’ilay Masin’i Israely». Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Mivilia lalana ianareo ary mialà amin’izay voasoritra; atsaharo ny miteny eo anatrehanay an’ilay Masin’i Israely». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Mialà amin’ny làlana, Mivilia amin’ny aleha; Atsaharo ny Iray Masin’ny Isiraely tsy ho eo anoloanay intsony. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Mialà amin'ny lalana, mivilia amin'ny aleha; Atsaharo ny Iray Masin'ny Isiraely tsy ho eo anoloanay intsony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Mialà amin’ny lalana, mivilia amin’ny sakeli-dalana, atsaharo tsy ho eo anoloanay intsony ny Iray Masin’ny Israely! Jereo ny toko |