Isaia 24:14 - Baiboly Katolika14 Izay ireo manandratra ny feony, dia mihira; mihoby, eny amin’ny ranomasina, ny voninahitr’i Iaveh hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ireo dia hanandratra ny feony ka hihoby; noho ny fahalehibiazan’NY TOMPO dia hiantso mafy eny amin’ny ranomasina izy ireo! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Izay sisa velona no manandratra ny feony ka mihoby ny fahalehibiazan’ny TOMPO; avy any andrefana any izy ireo no manao horakora-pifaliana hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Izay sisa velona no manandratra ny feony ka mihoby ny fahalehibiazan’ny TOMPO; avy any andrefana any izy ireo no manao horakora-pifaliana hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ireo dia hanandratra ny feony ka hihoby; Noho ny fahalehibiazan’i Jehovah dia hiantso mafy eny amin’ny ranomasina izy hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ireo dia hanandratra ny feony ka hihoby; Noho ny fahalehibiazan'i Jehovah dia hiantso mafy eny amin'ny ranomasina izy hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ireo dia hanandratra ny feony ka hihoby; noho ny fahalehibiazan’NY TOMPO dia hiantso mafy eny amin’ny ranomasina izy ireo! Jereo ny toko |
dia ho re indray ny feo fifaliana amam-peo firavoravoana, ny hiran’ny mpampakatra aman-kiran’ny ampakarina, ny feon’ireo manao hoe: «Miderà an’i Iavehn’ny tafika, fa tsara i Iaveh, ary maharitra mandrakizay ny famindram-pony»; ny feon’ireo tonga hanatitra sorona fisaorana ao an-tranon’i Iaveh. Fa hampodiko indray ireo babo avy amin’ity tany ity, mba ho tahaka ny tamin’ny voalohany indray izy ireo.