Isaia 23:15 - Baiboly Katolika15 Amin’izany i Tira dia hohadinoina fitopolo taona, araka ny halavan’ny andron’ny mpanjaka iray. Ary rehefa afaka fitopolo taona no hanjò an’i Tira dia araka ilay tononkiran’ny vehivavy janga hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Amin’izany andro izany dia hohadinoina mandritra ny fitopolo taona i Tiro, toy ny andron’ny mpanjaka iray. Rehefa afaka fitopolo taona dia hiharan’ilay tononkalo momba ny vehivavy janga i Tiro hoe: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Amin’izany andro izany, dia hohadinoina mandritra ny fitopolo taona i Tiro, izany hoe mandritra ny andro iainan’ny mpanjaka iray. Rehefa afaka fitopolo taona, dia hihatra amin’i Tiro izay nolazain’ny tonon-kira momba ny mpivarotena hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Amin’izany andro izany, dia hohadinoina mandritra ny fitopolo taona i Tiro, izany hoe mandritra ny andro iainan’ny mpanjaka iray. Rehefa afaka fitopolo taona, dia hihatra amin’i Tiro izay nolazain’ny tonon-kira momba ny mpivarotena hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary amin’izany andro izany dia hohadinoina fito-polo taona Tyro, Toy ny andron’ny mpanjaka iray; Ary rehefa afaka fito-polo taona, Tyro dia hiharan’ilay tonon-kalon’ny janga manao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary amin'izany andro izany dia hohadinoina fito-polo taona Tyro, toy ny andron'ny mpanjaka iray; Ary rehefa afaka fito-polo taona, Tyro dia hiharan'ilay tonon-kalon'ny janga manao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Amin’izany andro izany dia hohadinoina mandritra ny fitopolo taona i Tiro, toy ny andron’ny mpanjaka iray. Rehefa afaka fitopolo taona dia hiharan’ilay tononkalo momba ny vehivavy janga i Tiro hoe: Jereo ny toko |