Isaia 14:14 - Baiboly Katolika14 hisondrotra any an-tampon’ny rahona, ary hitovy amin’ny Avo-Indrindra!› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 hiakatra ho any ambonin’ny rahona aho ka ho tahaka ny Avo Indrindra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Hiakatra eny an-tampon’ny rahona aho ka hitovy amin’Andriamanitra Avo Indrindra.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Hiakatra eny an-tampon’ny rahona aho ka hitovy amin’Andriamanitra Avo Indrindra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Hiakatra ho any ambonin’ny havoan’ny rahona aho Ka ho tahaka ny Avo Indrindra; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Hiakatra ho any ambonin'ny havoan'ny rahona aho ka ho tahaka ny Avo Indrindra; Jereo ny toko |
Ry zanak’olona, lazao ny mpanjakan’i Tira hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ny fonao nanandra-tena, sady ianao nanao hoe: Andriamanitra aho, no ipetrahako eo anivon’ny ranomasina, seza fiandrianan’Andriamanitra; nefa olombelona ihany ianao, fa tsy Andriamanitra tsy akory, na dia ataonao ho toy ny fon’Andriamanitra aza ny fonao!