Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 13:15 - Baiboly Katolika

15 Izay hita rehetra ho voagorobaka, izay voasambotra rehetra ho lavon’ny sabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 holefonina izay rehetra azo ary ho lavon’ny sabatra izay rehetra tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Izay rehetra ho hita ao Babilôna dia ho gorobaky ny tsipîka, ary izay rehetra ho tratra ao dia hovonoina amin’ny sabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Izay rehetra ho hita ao Babilôna dia ho gorobaky ny tsipîka, ary izay rehetra ho tratra ao dia hovonoina amin’ny sabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Izay rehetra azo dia holefonina, Ary izay rehetra tratra dia ho lavon’ny sabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Izay rehetra azo dia holefonina, ary izay rehetra tratra dia ho lavon'ny sabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 holefonina izay rehetra azo ary ho lavon’ny sabatra izay rehetra tratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 13:15
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa izy nandositra teo anatrehan’ny sabatra, teo anatrehan’ny sabatra voatsoaka, teo anatrehan’ny tsipìka voahenjana, teo anatrehan’ny ady mahatsiravina.


Novohan’i Iaveh ny firaketam-piadiany; ka navoakany avy ao ny fitaovam-pahatezerany; fa ananan’ny Tompo, Iavehn’ny tafika, raharaha ny tanin’ny Kaldeanina.


Vonoy avokoa ireo ombalahy, aoka hidina ho any am-pamonoana izy. Loza ho azy fa tonga ny androny, dia ny fotoana hamangiana azy.


Ianao no anorotoroako ny lehilahy amam-behivavy, Ianao no anorotoroako ny anti-dahy sy ny zaza; ianao no anorotoroako ny zatovo lahy aman-jatovo vavy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra