Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 9:14 - Baiboly Katolika

14 Omeo azy, Iaveh ô! ...Inona no homenao azy?... Omeo azy ny kibo momba, sy ny nono ritra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 TOMPO ô, omeo azy... Inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 TOMPO ô, inona no sazy mba homenao azy? Ataovy momba sy tsy afa-mampinono ireo vehivavy ao aminy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 TOMPO ô, inona no sazy mba homenao azy? Ataovy momba sy tsy afa-mampinono ireo vehivavy ao aminy!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Jehovah ô, omeo azy– Inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Jehovah ô, omeo azy - inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 TOMPO ô, omeo azy... Inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 9:14
11 Rohy Ifampitohizana  

Ny ombalahiny mahavanona anaka, ny omby vaviny miteraka, tsy mamotsotra.


Tsy hisy vehivavy afa-jaza, na vehivavy momba eo amin’ny taninao, ary hofenoiko isa ny andronao.»


Nihelina toy ny voromanidina, ny voninahitr’i Efraima; tsy hisy intsony ny hiteraka na hanana anaka, na hotorontoronina.


Raha nitodi-maso nankany Tira Aho, dia indreo i Efraima voavoly eo amin’ny tanim-bilona mahafinaritra; kanjo i Efraima efa nitondra ny zanany ho any amin’ny mpamono.


Voa i Efraima, maina ny fakany, tsy hanoa intsony izy ireo; ary na dia miteraka aza izy, hovonoiko ny malalany naloaky ny kibony.


Loza no hanjò ny bevohoka sy ny mitaiza kely, amin’izany andro izany.


Loza ny hanjò ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany!


Loza no hanjò ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany, fa ho lehibe tokoa ny fahoriana eto an-tany ary ho mafy ny hatezeran’Andriamanitra amin’ity firenena ity:


fa indro ho avy ny andro hanaovana hoe: ‹Sambatra ny momba sy ny kibo izay tsy niteraka ary ny nono izay tsy ninonoana.›


Koa ataoko fa tsara izany noho ny fahasahiranana mahazo; eny, tsara amin’ny olona ny mitoetra toy izao ihany.


Hozonina ny aloaky ny kibonao, ny vokatry ny taninao, ny teraky ny biby fiompinao lehibe sy madinika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra