Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 2:24 - Baiboly Katolika

24 ny tany hamaly ny fangatahan’ny vary sy ny divay vaovao ary ny diloilo, ary ireo hamaly ny fangatahan’i Jezrahely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 ny tany dia hamaly ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, ary ireo kosa dia hamaly an’i Jezirela.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 ny tany hamaly izay ilain’ny vary aman-divay sy menaka vao; ary ireo kosa hamaly an’i Jizrehèla.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 ny tany hamaly izay ilain’ny vary aman-divay sy menaka vao; ary ireo kosa hamaly an’i Jizrehèla.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary ny tany kosa hihaino ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo; Ary ireo kosa dia hihaino an’i Jezirela,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 ny tany dia hamaly ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, ary ireo kosa dia hamaly an’i Jezirela.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 2:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra