Hosea 14:5 - Baiboly Katolika5 Hositraniko ny fiodinany; ho tiako amin’ny foko tokoa izy, fa efa niala taminy ny fahatezerako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Hositraniko ny fivadihany, ho tia azy amin’ny foko tokoa Aho; fa efa niala taminy ny fahatezerako. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Izaho TOMPO dia hanasitrana an’ilay Israely amin’ny fiodinany. Ho tia azy amim-po malalaka Aho; fa efa nialan’ny fahatezerako izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Izaho TOMPO dia hanasitrana an’ilay Israely amin’ny fiodinany. Ho tia azy amim-po malalaka Aho; fa efa nialan’ny fahatezerako izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Hositraniko ny fiodinany, Ho tia azy tsy vozonana Aho; Fa efa niala taminy ny fahatezerako. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Hositraniko ny fiodinany, ho tia azy tsy vozonana Aho; Fa efa niala taminy ny fahatezerako. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Hositraniko ny fivadihany, ho tia azy amin’ny foko tokoa Aho; fa efa niala taminy ny fahatezerako. Jereo ny toko |
Rehefa afaka indroa andro dia hataony velona indray isika; amin’ny andro fahatelo dia hatsangany isika, ka ho velona eo anatrehany. Mahalalà isika, mikeleza aina hahalala an’i Iaveh isika. Mahatoky, toy ny an’ny maraina, ny fiposahany; ary ho avy amintsika toy ny tandrifin-drahona toy ny fara orana manamando ny tany.