Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 1:3 - Baiboly Katolika

3 Dia nandeha izy, naka an’i Gômera, zanaka vavin’i Debelaïma, ary nanana anaka ravehivavy, ka nitera-dahy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia lasa izy naka an’i Gomera, zanakavavin’i Diblaima. Ary nanana anaka Ravehivavy ka nitera-dahy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Dia nandeha naka an’i Gômera zanakavavin’i Diblaîma i Hôsea; ary nitoe-jaza taminy ravehivavy ka niteraka zazalahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Dia nandeha naka an’i Gômera zanakavavin’i Diblaîma i Hôsea; ary nitoe-jaza taminy ravehivavy ka niteraka zazalahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia lasa izy naka an’i Gomera, zanakavavin’i Diblaima; ary dia nanan-anaka ravehivavy ka nitera-dahy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia lasa izy naka an'i Gomera, zanakavavin'i Diblaima; ary dia nanan'anaka ravehivavy ka nitera-dahy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Dia lasa izy naka an’i Gomera, zanakavavin’i Diblaima. Ary nanana anaka Ravehivavy ka nitera-dahy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 1:3
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Adama nahalala an’i Eva vadiny, ka nanana anaka izy, dia niteraka an’i Kaina, sy nanao hoe: «Efa nampisy olona anankiray aho tamin’ny fanampian’i Iaveh.»


Izao no anaran’izy ireo: Oôlà, ny zokiny, ary Oôlibà, ny rahavaviny. Ahy izy ireo teo aloha, ary niteraka zazalahy aman-jazavavy. Ny amin’ny anarany dia izao: I Samaria no Oôlà; i Jerosalema no Oôlibà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra