Hebreo 9:21 - Baiboly Katolika21 Dia nofafazany ra toy izany koa ny tranolay mbamin’ny fanaka rehetra enti-manao raharaham-pivavahana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany ra toy izany koa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Nofafazan’i Mosesy ra toy izany koa ny tranolay sy ireo fanaka rehetra fampiasa amin’ny fanompoam-pivavahana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Nofafazan’i Mosesy ra toy izany koa ny tranolay sy ireo fanaka rehetra fampiasa amin’ny fanompoam-pivavahana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany ra toy izany koa. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany rà toy izany koa. Jereo ny toko |