Hebreo 9:1 - Baiboly Katolika1 Ny fanekena voalohany koa àry dia nasiana fitsipika momba ny fanompoam-pivavahana, sy ny fitoerana masina momba ny etỳ an-tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nanana fitsipika ny amin’ny fanompoam-pivavahana sy ny fitoerany masina etỳ an-tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Ny Fanekempihavanana voalohany dia nanana fitsipika momba ny fanompoam-pivavahana ary nanana Toeramasina tetỳ an-tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ny Fanekempihavanana voalohany dia nanana fitsipika momba ny fanompoam-pivavahana ary nanana Toeramasina tetỳ an-tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nisy fitsipika ny amin’ny fanompoam-pivavahana, ary nisy ny fitoerany masina momba ny etỳ an-tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nisy fitsipika ny amin'ny fanompoam-pivavahana, ary nisy ny fitoerany masina momba ny etỳ an-tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nanana fitsipika ny amin’ny fanompoam-pivavahana sy ny fitoerany masina etỳ an-tany. Jereo ny toko |
Raha menatra izy noho izay rehetra efa nataony, dia ambarao azy ny endrik’ity trano ity, ny filaminany, ny fivoahana amam-pidirana aminy, ny andriny, ny fandaharana rehetra momba azy, ary ny fombany aman-dalàna rehetra; ataovy an-tsoratra eo imasony izany rehetra izany, mba hitandremany ny fombany amam-pitsipiny rehetra, sy hanatanterahany an’izany.