Hebreo 7:4 - Baiboly Katolika4 Mba hevero lahy ny halehiben’io lehilahy io, fa notoloran’i Abrahama, ilay Patriarka, ny ampahafolon’ny babony tsara indrindra izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Hevero ny halehiben’io lehilahy io izay nomen’i Abrahama patriarka ny ampahafolon’izay tsara tamin’ny zavatra nobaboiny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Hevero ny fahalehibiazan’i Melkitsedeka! Fa i Abrahama razambentsika dia nanome azy ny ampahafolon-kareny avy amin’ireo zavatra tsara indrindra azony babo tany amin’ny ady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Hevero ny fahalehibiazan’i Melkitsedeka! Fa i Abrahama razambentsika dia nanome azy ny ampahafolon-kareny avy amin’ireo zavatra tsara indrindra azony babo tany amin’ny ady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary hevero ny halehiben’io lehilahy io, izay nomen’i Abrahama patriarka ny ampahafolon’izay tsara tamin’ny zavatra nobaboina. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary hevero ny halehiben'io lehilahy io -, izay nomen'i Abrahama patriarka ny ampahafolon'izay tsara tamin'ny zavatra nobaboina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Hevero ny halehiben’io lehilahy io izay nomen’i Abrahama patriarka ny ampahafolon’izay tsara tamin’ny zavatra nobaboiny. Jereo ny toko |