Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hebreo 7:10 - Baiboly Katolika

10 satria mbola tao an-kibon’io razana io izy, tamin’ny nitsenan’i Melkisedeka an’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 satria mbola tao an-kibon’ny rainy ihany izy tamin’ny nitsenan’i Melkizedaka an’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Fa na dia tsy mbola nateraka akory aza i Levỳ tamin’izay, dia efa tao amin’io razambeny io ihany raha nitsena an’i Abrahama i Melkitsedeka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Fa na dia tsy mbola nateraka akory aza i Levỳ tamin’izay, dia efa tao amin’io razambeny io ihany raha nitsena an’i Abrahama i Melkitsedeka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 satria mbola tao an-kibon-drainy ihany izy tamin’ny nitsenan’i Melkizedeka an’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 satria mbola tao an-kibon-drainy ihany izy tamin'ny nitsenan'i Melkizedeka an'i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 satria mbola tao an-kibon’ny rainy ihany izy tamin’ny nitsenan’i Melkizedaka an’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy




Hebreo 7:10
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy Andriamanitra taminy: «Izaho no Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra. Maroa fara sy mitomboa; firenena sy fikambanam-pirenena no ho avy aminao, ary hisy mpanjaka amin’izay haloaky ny kibonao.


Ny isan’izy rehetra niaraka tamin’i Jakôba nankany Ejipta, afa-tsy ny vadin-janany lahy, fa ny naloaky ny kibony ihany, dia enina amby enimpolo.


Saingy tsy ianao no hanao ny trano, fa ny zanakao lahy, izay naloaky ny kibonao, no hanao ny trano ho an’ny Anarako.


sy nilaza amin’ny teny hafa koa hoe: Ianao no Mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkisedeka.


Koa raha tahiny nahalavorary zavatra ny fisoronan’i Levi, fa tamin’izany no nandraisan’ny olona ny Lalàna, ahoana indray àry no ilàna Mpisorona hafa araka ny fomban’i Melkisedeka, fa tsy araka ny fomban’i Aarôna?


Nefa, araka ny Lalàna, dia ny taranak’i Levi izay mandray ny fisoronana ihany no mahazo teny handray ny ampahafolon-karena amin’ny vahoaka, izany hoe amin’ny rahalahiny, izay terak’i Abrahama koa;


Ary azo lazaina aza fa i Levi izay mandray ny ampahafolon-karena, dia mba nandoa izany tao amin’ny tenan’i Abrahama ihany koa,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra