Hebreo 5:13 - Baiboly Katolika13 Ary izay mbola ronono no ivelomany, dia tsy mahazaka ny tenim-pahamarinana, satria mbola zaza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Fa izay rehetra mivelona amin’ny ronono dia tsy zatra amin’ny tenin’ny fahamarinana satria mbola zazabodo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Fa izay rehetra mivelona amin-dronono dia zaza ihany, ka tsy mbola mahatsapa ny zavatra diso sy marina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Fa izay rehetra mivelona amin-dronono dia zaza ihany, ka tsy mbola mahatsapa ny zavatra diso sy marina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Fa izay rehetra mivelona amin’ny ronono dia tsy zatra amin’ny tenin’ny fahamarinana, satria mbola zaza-bodo. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Fa izay rehetra mivelona amin'ny ronono dia tsy zatra amin'ny tenin'ny fahamarinana, satria mbola zaza-bodo. Jereo ny toko |