Hebreo 12:4 - Baiboly Katolika4 Ianareo tsy mbola niady nanohitra ny ota hatramin’ny fahalatsahan’ny ranareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ianareo dia mbola tsy nanohitra niady tamin’ny ota hatramin’ny fahalatsahan-dra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Fa tsy mbola nihatra taman’aina tsy akory ny ady nataonareo hanoherana ny fahotana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Fa tsy mbola nihatra taman’aina tsy akory ny ady nataonareo hanoherana ny fahotana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Hianareo tsy mbola nanohitra niady tamin’ny ota hatramin’ny fahalatsahan-dra. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Hianareo tsy mbola nanohitra niady tamin'ny ota hatramin'ny fahalatsahan-drà. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ianareo dia mbola tsy nanohitra niady tamin’ny ota hatramin’ny fahalatsahan-dra. Jereo ny toko |