Hebreo 12:21 - Baiboly Katolika21 Loza loatra no niseho tamin’izay, ka i Môizy avy no vaky hoe: «Tsiravina sy rano an-dravina aho!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 ary satria mampahatahotra ny fahitana, dia hoy i Mosesy: «Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho» (Deo 9.19). Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Nahatsiravina loatra ny zava-niseho ka hoy i Mosesy: «Mangorohoro aho fa matahotra loatra.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Nahatsiravina loatra ny zava-niseho ka hoy i Mosesy: «Mangorohoro aho fa matahotra loatra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 ary satria loza indrindra ny fahitana, dia hoy Mosesy: ,,Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho’’ (Deo. 9.19). Jereo ny tokoMalagasy Bible21 ary satria loza indrindra ny fahitana, dia hoy Mosesy: "Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho" (Deo. 9.19). Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 ary satria mampahatahotra ny fahitana, dia hoy i Mosesy: «Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho» (Deo 9.19). Jereo ny toko |