Hebreo 12:13 - Baiboly Katolika13 ary ahitsio ny dian’ny tongotrareo, mba tsy hibirioka ny mandringa, fa hijoro mahitsy tsara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 ary manaova lala-mahitsy halehan’ny tongotrareo mba tsy hampipitsoka ny tongotry ny mandringa fa mba hahasitrana azy kosa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Mizora amin’ny lala-mahitsy hatrany mba tsy hipitsoka ny tongotra mandringa fa mba ho sitrana tsara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Mizora amin’ny lala-mahitsy hatrany mba tsy hipitsoka ny tongotra mandringa fa mba ho sitrana tsara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ary manaova làla-mahitsy halehan’ny tongotrareo, mba tsy hampipitsoka ny tongotry ny mandringa, fa ny mba hahasitrana azy kosa. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 ary manaova lala-mahitsy halehan'ny tongotrareo, mba tsy hampipitsoka ny tongotry ny mandringa, fa ny mba hahasitrana azy kosa. Jereo ny toko |