Hebreo 11:1 - Baiboly Katolika1 Ary ny finoana no santatry ny zavatra antenaina, sy porofon’ny zavatra tsy hita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary ny finoana no fahatokiana ny amin’ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Ny hoe mino dia mahazo antoka tsara ny zavatra antenaina ary matoky ny zavatra tsy hita. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ny hoe mino dia mahazo antoka tsara ny zavatra antenaina ary matoky ny zavatra tsy hita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY ny finoana no fahatokiana ny amin’ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary ny finoana no fahatokiana ny amin’ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. Jereo ny toko |