Hebreo 10:11 - Baiboly Katolika11 Ary ny mpisorona rehetra dia mijoro isan’andro hanao ny raharahany, sy manolotra matetika ireny; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ny mpisorona rehetra dia mitsangana isanandro manao fanompoam-pivavahana sy manolotra ireny fanatitra ireny ihany matetika, saingy tsy mahaisotra ny ota ireny; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Ny mpisorona rehetra dia samy nijoro isan’andro manao fanompoam-pivavahana sy manolotra matetika ny sorona fanaony, izay sorona tsy mahaisotra ny fahotana velively. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ny mpisorona rehetra dia samy nijoro isan’andro manao fanompoam-pivavahana sy manolotra matetika ny sorona fanaony, izay sorona tsy mahaisotra ny fahotana velively. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary ny mpisorona rehetra dia mitsangana isan-andro manao fanompoam-pivavahana sy manatitra ireny fanatitra ireny ihany matetika izay tsy mahaisotra ny ota; Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary ny mpisorona rehetra dia mitsangana isan'andro manao fanompoam-pivavahana sy manatitra ireny fanatitra ireny ihany matetika izay tsy mahaisotra ny ota; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ny mpisorona rehetra dia mitsangana isanandro manao fanompoam-pivavahana sy manolotra ireny fanatitra ireny ihany matetika, saingy tsy mahaisotra ny ota ireny; Jereo ny toko |