Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 50:22 - Baiboly Katolika

22 Ka dia nonina tany Ejipta i Josefa, izy sy ny ankohonan-drainy. Folo amby zato taona no andro niainany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary i Josefa sy ny ankohonan’ny rainy dia nonina tany Ejipta. Folo amby zato taona ny andro niainan’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

22 Nipetraka tany Ejipta i Jôsefa sy ny ankohonan-drainy. Folo amby zato taona no andro niainan’i Jôsefa,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nipetraka tany Ejipta i Jôsefa sy ny ankohonan-drainy. Folo amby zato taona no andro niainan’i Jôsefa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary Josefa sy ny ankohonan’ny rainy nonina tany Egypta; ary ny andro niainan’i Josefa dia folo amby zato taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary Josefa sy ny ankohonan'ny rainy nonina tany Egypta; ary ny andro niainan'i Josefa dia folo amby zato taona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ary i Josefa sy ny ankohonan’ny rainy dia nonina tany Ejipta. Folo amby zato taona ny andro niainan’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 50:22
5 Rohy Ifampitohizana  

Koa aza manan-tahotra akory, fa hamelona anareo, na ny tenanareo na ny zanakareo, aho.» Toy izany no nampiononany azy tamin’ny teny mankamin’ny fon’izy ireo.


Nahita ny terak’i Efraima hatramin’ny taranaka fahatelo izy. Ary nisy koa zanak’i Makira zanak’i Manase izay teraka ka noraisin’i Josefa teo am-pofoany.


Dia maty i Josefa rehefa folo amby zato taona. Nohosorana zava-manitra izy, dia napetraka anaty vatam-paty tany Ejipta.


Fitopolo izy rehetra terak’i Jakôba; ary i Josefa efa tany Ejipta.


Nony afaka izany dia maty i Jôsoe, zanak’i Nona, mpanompon’i Iaveh, tamin’ny faha 110n’ny taonany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra