Genesisy 42:5 - Baiboly Katolika5 Koa tonga hividy vary ireo zanak’i Israely, ary nisy olon-kafa koa niara-tonga taminy fa tratry ny mosary ny tany Kanaana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia tonga ny zanak’Israely mba hividy vary, niaraka tamin’ny olona izay nankany Ejipta, fa tratry ny mosary koa ny tany Kanana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Dia tonga hividy vary tany Ejipta toy ny hafa ireo zanakalahin’i Jakôba, fa tratry ny mosary koa ny tany Kanahàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Dia tonga hividy vary tany Ejipta toy ny hafa ireo zanakalahin’i Jakôba, fa tratry ny mosary koa ny tany Kanahàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Dia tonga ny Zanak’Isiraely mba hividy vary niaraka tamin’izay nankany; fa tratry ny mosary koa ny tany Kanana. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Dia tonga ny zanak'Isiraely mba hividy vary niaraka tamin'izay nankany; fa tratry ny mosary koa ny tany Kanana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Dia tonga ny zanak’Israely mba hividy vary, niaraka tamin’ny olona izay nankany Ejipta, fa tratry ny mosary koa ny tany Kanana. Jereo ny toko |