Genesisy 40:20 - Baiboly Katolika20 Nony tamin’ny andro fahatelo, izay fitsingerenan’ny andro nahaterahan’i Faraôna, dia nanao fanasana ho an’ny mpanompony rehetra i Faraôna, ka samy nasandrany tokoa ny lohan’ny lehiben’ny mpandroso divay sy ny lohan’ny lehiben’ny mpitantana mofo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ary tamin’ny andro fahatelo, izay nitsingerenan’ny taona nahaterahany, dia nanao fanasana ho an’ny mpanompony rehetra i Farao, ka nasandrany ny lohan’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka sy ny lohan’ny lehiben’ny mpanao mofo teo amin’ny mpanompony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Nony afaka telo andro, dia nitsingerina ny andro nahaterahan’ny Farao, ka nanao fanasam-be ho an’ireo mpanompony rehetra izy. Koa teo anivon’ireo mpanompony no nanehoan’ny Farao an’ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro sy ilay lehiben’ny mpanao mofo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Nony afaka telo andro, dia nitsingerina ny andro nahaterahan’ny Farao, ka nanao fanasam-be ho an’ireo mpanompony rehetra izy. Koa teo anivon’ireo mpanompony no nanehoan’ny Farao an’ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro sy ilay lehiben’ny mpanao mofo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary tamin’ny andro fahatelo, izay niherenan’ny taona nahaterahan’i Farao, dia nanao fanasana ho an’ny mpanompony rehetra izy; dia nasandrany ny lohan’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka sy ny lohan’ny lehiben’ny mpanao mofo teo amin’ny mpanompony. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary tamin'ny andro fahatelo, izay niherenan'ny taona nahaterahan'i Farao, dia nanao fanasana ho an'ny mpanompony rehetra izy; dia nasandrany ny lohan'ny lehiben'ny mpitondra kapoaka sy ny lohan'ny lehiben'ny mpanao mofo teo amin'ny mpanompony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Ary tamin’ny andro fahatelo, izay nitsingerenan’ny taona nahaterahany, dia nanao fanasana ho an’ny mpanompony rehetra i Farao, ka nasandrany ny lohan’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka sy ny lohan’ny lehiben’ny mpanao mofo teo amin’ny mpanompony. Jereo ny toko |