Genesisy 34:28 - Baiboly Katolika28 Nahorony avokoa na ondry na omby na ampondra, na ny tao an-tanàna, na ny tany an-tsaha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Nalainy avokoa ny ondry aman’osiny, ny ombiny sy ny borikiny mbamin’izay rehetra tao an-tanàna sy izay rehetra tany an-tsaha; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Nalainy avokoa ny ondry aman’osiny ary ny ombiny sy ny borikiny, dia ny tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Nalainy avokoa ny ondry aman’osiny ary ny ombiny sy ny borikiny, dia ny tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ny ondry aman-osiny sy ny ombiny sy ny borikiny mbamin’izay rehetra tao an-tanàna sy izay rehetra tany an-tsaha dia nahorony avokoa; Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ny ondry aman'osiny sy ny ombiny sy ny borikiny mbamin'izay rehetra tao an-tanàna sy izay rehetra tany an-tsaha dia nahorony avokoa; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Nalainy avokoa ny ondry aman’osiny, ny ombiny sy ny borikiny mbamin’izay rehetra tao an-tanàna sy izay rehetra tany an-tsaha; Jereo ny toko |