Genesisy 31:54 - Baiboly Katolika54 Dia nianiana tamin’Ilay atahoran’i Isaaka i Jakôba. Nanatitra sorona teo an-tendrombohitra i Jakôba, ka nanasa ny rahalahiny hihinan-kanina. Dia nihinana izy ireo, sy nipetraka teo an-tendrombohitra nandritra ny alina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201154 Dia namono zavatra hatao fanatitra teo an-tendrombohitra i Jakoba ka nanasa ny havany mba hisakafo; dia nisakafo izy ireo ka nitoetra teo an-tendrombohitra nandritra ny alina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA54 Ary nanolotra sorona teo an-tendrombohitra i Jakôba ka nanasa ireto havany hiara-misakafo aminy. Ary rehefa avy nisakafo ny besinimaro, dia nandry teo an-tendrombohitra tamin’ny alina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara54 Ary nanolotra sorona teo an-tendrombohitra i Jakôba ka nanasa ireto havany hiara-misakafo aminy. Ary rehefa avy nisakafo ny besinimaro, dia nandry teo an-tendrombohitra tamin’ny alina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy54 Dia namono zavatra hatao fanatitra teo an-tendrombohitra Jakoba ka nanasa ny havany mba hihinan-kanina; dia nihinana izy ka nitoetra teo an-tendrombohitra nandritra ny alina. Jereo ny tokoMalagasy Bible54 Dia namono zavatra hatao fanatitra teo an-tendrombohitra Jakoba ka nanasa ny havany mba hihinan-kanina; dia nihinana izy ka nitoetra teo an-tendrombohitra nandritra ny alina, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache54 Dia namono zavatra hatao fanatitra teo an-tendrombohitra i Jakoba ka nanasa ny havany mba hisakafo; dia nisakafo izy ireo ka nitoetra teo an-tendrombohitra nandritra ny alina. Jereo ny toko |