Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 31:40 - Baiboly Katolika

40 Ny antoandro aho matin’ny hainandro; ny alina matin’ny hatsiaka, ary ny torimaso nanalavitra ny masoko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Nony antoandro dia matin’ny hainandro aho, nony alina dia matin’ny fanala, ary nandositra ny masoko ny torimaso.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

40 Niaritra ny hafanana amin’ny antoandro aho, ary jihitry ny hatsiaka amin’ny alina ka tsy nopizin-tory akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Niaritra ny hafanana amin’ny antoandro aho, ary jihitry ny hatsiaka amin’ny alina ka tsy nopizin-tory akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Nony antoandro matin’ny hain’andro aho, ary nony alina dia matin’ny fanala; ary nandositra ny masoko ny torimaso.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Nony antoandro matin'ny hain'andro aho, ary nony alina dia matin'ny fanala; ary nandositra ny masoko ny torimaso.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 31:40
13 Rohy Ifampitohizana  

Ny voaviraviran’ny biby dia, tsy mba nentiko tany aminao; izaho no nivesatra ny faty antoka tamin’izany. Notakinao tamiko avokoa, na ny nangalarina andro na ny nangalarina alina.


Roapolo taona izao no nitoerako tao an-tranonao: ny efatra ambin’ny folo taona, nanompoako anao, hahazoako azy mirahavavy zanakao; ny enin-taona kosa, hahazoako tamin’ny biby fiompinao; ary ny karamako efa navadikao impolo.


Ary i Môizy niandry ny biby fiompin’i Jetrao, rafozany, mpisorona tao Madiàna. Nentiny nankany ankoatry ny efitra ny biby, ka tonga tany amin’ny tendrombohitr’Andriamanitra, tany Horeba, izy.


Tsaroany mamy ny tombony efa azony, tsy maty jiro izy mandritra ny alina.


Raha zava-poana i Galaada, dia ho tsinontsinona koa izy ireo; nanao sorona omby tany Galgalà izy; noho izany ny ôteliny ho toy ny antontam-bato eny amin’ny saha voasoritsoritra.


Niantso ny fahamainana Aho, ho amin’ny tany sy ny tendrombohitra, ho amin’ny vary, ny divay vaovao, ny diloilo, sy izay rehetra mety ho vokatry ny tany, mbamin’ny olona sy ny biby, ary ny asan-tanana rehetra.


Ary tamin’izany tany izany nisy mpiandry ondry nitoetra tany an-tsaha niambina ny ondriny nandritra ny alina.


izay nitondra anao tany amin’ny efitra lehibe sy mahatahotra misy bibilava mivaivay sy maingoka, amin’ny fitoerana ngàzana sy tsy misy rano; izay nampiboiboika rano ho anao, avy amin’ny vatolampy mafy indrindra,


Tsarovy ny mpitondra anareo, izay nitory ny tenin’Andriamanitra taminareo; diniho ny niafaran’ny fiainany, ka alao tahaka ny finoany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra