Genesisy 30:34 - Baiboly Katolika34 Ka hoy i Labàna: «Aoka àry, dia ho araka izany voalazanao izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Dia hoy i Labana: Eny ary, aoka ho araka ny teninao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA34 Ary hoy i Labàna hoe: –Eny, ekeko ny soso-kevitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Ary hoy i Labàna hoe: –Eny, ekeko ny soso-kevitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary hoy Labana: Eny, aoka ho araka ny teninao ary. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary hoy Labana: Eny, aoka ho araka ny teninao ary. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Dia hoy i Labana: Eny ary, aoka ho araka ny teninao. Jereo ny toko |