Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 29:9 - Baiboly Katolika

9 Mbola, niresaka tamin’ireo teo i Jakôba, no tonga i Rasela nitondra ny ondrin-drainy, fa mpiandry ondry izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Raha mbola niteny tamin’izy ireo i Jakoba dia indro tamy Rahely nitondra ny ondry aman’osin’ny rainy; fa mpiandry ondry izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Raha mbola niresaka tamin’ireo i Jakôba, dia tonga i Rahely niaraka tamin’ny ondrin-drainy, fa mpiandry ondry izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Raha mbola niresaka tamin’ireo i Jakôba, dia tonga i Rahely niaraka tamin’ny ondrin-drainy, fa mpiandry ondry izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Raha mbola niteny taminy izy; dia, indro, tamy Rahely nitondra ny ondry aman-osin-drainy; fa mpiandry ondry izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Raha mbola niteny taminy izy; dia, indro, tamy Rahely nitondra ny ondry aman'osin-drainy; fa mpiandry ondry izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Raha mbola niteny tamin’izy ireo i Jakoba dia indro tamy Rahely nitondra ny ondry aman’osin’ny rainy; fa mpiandry ondry izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 29:9
7 Rohy Ifampitohizana  

Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony i Rebekà, zanaka vavin’i Batoela zanak’i Melkà vadin’i Nakôra rahalahin’i Abrahama.


Vao hitan’i Jakôba i Rasela, zanak’i Labàna, anadahin-dreniny, sy ny ondrin’i Labàna anadahin-dreniny, dia nanatona izy nanakodia ny vato nanarona ny vava lavaka fantsakana sy nampisotro ny ondrin’i Labàna, anadahin-dreniny;


Hoy ny navalin’ireo: «Tsy azonay atao izany raha tsy efa tafangona ny andiam-biby fiompy rehetra, sy efa voakodia hiala amin’ny vava lavaka fantsakana ny vato, vao mampisotro ny ondry izahay.»


Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy i Môizy ka nomen’io ho vadiny i Sefôrà zanany vavy.


Niakatra ny fiakarana mankao an-tanàna izy ireo, no nifanena tamin’ireto zazavavy nivoaka hantsaka rano, ka nanao tamin’ireo hoe: «Ao ihany va ny mpahita?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra