Genesisy 29:33 - Baiboly Katolika33 Nanana anaka indray izy dia tera-dahy, ka nanao hoe: «Ren’i Iaveh fa nankahalaina aho, ka nomeny an’ity koa, dia nataony hoe Simeôna ny anarany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Dia nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy izy: Satria ren’NY TOMPO fa nankahalaina aho ka nomeny ahy koa ity. Dia nataony hoe Simeona ny anarany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 Ary bevohòka indray izy ka tera-dahy, dia niteny hoe: –Efa ren’ny TOMPO fa tsy tiana aho, ka nomeny an’ity indray koa. Dia nataony hoe Simehôna ny anarany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Ary bevohòka indray izy ka tera-dahy, dia niteny hoe: –Efa ren’ny TOMPO fa tsy tiana aho, ka nomeny an’ity indray koa. Dia nataony hoe Simehôna ny anarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Dia nanan-anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Satria ren’i Jehovah fa efa nankahalaina aho, dia nomeny ahy koa ity; dia nataony hoe Simeona ny anarany. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Satria ren'i Jehovah fa efa nankalahaina aho, dia nomeny ahy koa ity; dia nataony hoe Simeona ny anarany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache33 Dia nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy izy: Satria ren’NY TOMPO fa nankahalaina aho ka nomeny ahy koa ity. Dia nataony hoe Simeona ny anarany. Jereo ny toko |