Genesisy 29:22 - Baiboly Katolika22 Dia novorin’i Labàna ny olona rehetra tamin’io fitoerana io, ka nanao fanasana izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Dia nampamory ny tompon-tany rehetra ary i Labana ka nanao fanasana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Dia nasain’i Labàna ho amin’ny sakafom-panambadiana ny olona rehetra teo an-toerana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Dia nasain’i Labàna ho amin’ny sakafom-panambadiana ny olona rehetra teo an-toerana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary nampamory ny tompon-tany rehetra Labana ka nanao fanasana. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary nampamory ny tompon-tany rehetra Labana ka nanao fanasana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Dia nampamory ny tompon-tany rehetra ary i Labana ka nanao fanasana. Jereo ny toko |