Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:32 - Baiboly Katolika

32 Fa hoy i Isaaka, rainy, taminy: «Iza moa ianao?» Ary hoy izy: «Izaho no Esao zanakao lahy matoa.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Fa hoy Isaka rainy taminy: Fa iza indray moa ianao? Hoy izy: Izaho no i Esao zanakao lahimatoa!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

32 Fa hoy i Itsehàka taminy: –Iza moa ianao? Ka novaliany hoe: –Izaho no Hesao, zanakao lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Fa hoy i Itsehàka taminy: –Iza moa ianao? Ka novaliany hoe: –Izaho no Hesao, zanakao lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Fa hoy Isaka rainy taminy: Iza indray moa hianao? Ary hoy izy: Izaho no Esao zanakao lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Fa hoy Isaka rainy taminy: Iza indray moa ianao ? Ary hoy izy: Izaho no Esao zanakao lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Fa hoy Isaka rainy taminy: Fa iza indray moa ianao? Hoy izy: Izaho no i Esao zanakao lahimatoa!

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:32
3 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoy i Jakôba: «Mianiàna àry amiko aloha.» Dia nianiana izy, ka nivarotra ny fizokiany tamin’i Jakôba.


Izay vao nomen’i Jakôba mofo sy sosoam-boanemba i Esao; ka nony efa nihinana sy nisotro izy, dia nitsangana ka lasa nandeha. Toy izany no nanamavoan’i Esao ny fizokiany.


Dia nankao amin-drainy i Jakôba ka nanao hoe: «Dada ô!» Ka hoy i Isaaka: «Inty aho, iza moa ianao anaka?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra