Genesisy 24:61 - Baiboly Katolika61 Dia niainga i Rebekà sy ny ankizivaviny nitaingina teo ambony rameva, niaraka tamin-dralehilahy; ka roso ny dian’ity mpanompo, nitondra an-dRebekà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201161 Dia niainga i Rebeka niaraka tamin’ireo mpanompovaviny ka nitaingina ny rameva, dia nanaraka an-dRalehilahy. Nitondra an’i Rebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA61 Dia niainga i Rebekà sy ireo mpanompovaviny ka nitaingin-drameva, ary lasa nandeha niaraka tamin’ilay mpanompon’i Abrahama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara61 Dia niainga i Rebekà sy ireo mpanompovaviny ka nitaingin-drameva, ary lasa nandeha niaraka tamin’ilay mpanompon’i Abrahama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy61 Ary niainga Rebeka mbamin’ny ankizivaviny ka nitaingina ny rameva, dia nandeha niaraka tamin-dralehilahy; ary nitondra an-dRebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha. Jereo ny tokoMalagasy Bible61 Ary niainga Rebeka mbamin'ny ankizivaviny ka nitaingina ny rameva, dia nandeha niaraka tamin-dralehilahy; ary nitondra an-dRebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache61 Dia niainga i Rebeka niaraka tamin’ireo mpanompovaviny ka nitaingina ny rameva, dia nanaraka an-dRalehilahy. Nitondra an’i Rebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha. Jereo ny toko |