Genesisy 24:28 - Baiboly Katolika28 Dia lasa nihazakazaka razazavavy, nanambara izany zavatra izany tao amin-drainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Dia lasa nihazakazaka Razazavavy ka nanambara araka izany teny izany tamin’ny tao an-tranon’ny reniny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Dia lasa nihazakazaka nankany an-tranon-dreniny razazavavy hilaza ny vaovao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Dia lasa nihazakazaka nankany an-tranon-dreniny razazavavy hilaza ny vaovao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Dia lasa nihazakazaka razazavavy ka nanambara araka izany teny izany tamin’ny tao an-tranon’ny reniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Dia lasa nihazakazaka razazavavy ka nanambara araka izany teny izany tamin'ny tao an-tranon'ny reniny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Dia lasa nihazakazaka Razazavavy ka nanambara araka izany teny izany tamin’ny tao an-tranon’ny reniny. Jereo ny toko |