Genesisy 19:38 - Baiboly Katolika38 Ny zandriny koa nitera-dahy izay nomeny anarana hoe Benamy; io kosa no rain’ny taranak’i Amôna mandraka androany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ka ny anarany nataony hoe Beny-Amỳ, na ny zanaky ny fireneko; izy kosa no rain’ny taranak’i Amona ankehitriny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Niteraka zazalahy ihany koa ilay zandriny, ka ny anarany nataony hoe Bena-Hamy. Izy no razamben’ireto Hamônita ankehitriny ireto. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Niteraka zazalahy ihany koa ilay zandriny, ka ny anarany nataony hoe Bena-Hamy. Izy no razamben’ireto Hamônita ankehitriny ireto. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy, ka ny anarany nataony hoe Benamy; izy kosa no rain’ny taranak’i Amona mandraka andro-any. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ary ny anarany nataony hoe Benamy; izy kosa no rain'ny taranak'i Amona mandraka androany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ka ny anarany nataony hoe Beny-Amỳ, na ny zanaky ny fireneko; izy kosa no rain’ny taranak’i Amona ankehitriny. Jereo ny toko |
Ka noho izany dia velona Aho, - teny marin’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: - i Moaba hanahaka an’i Sôdôma; ary ny taranak’i Amôna ho tahaka an’i Gômôra: fitoerana nafoy ho an’ny amiana sy tany ihadian-tsira, ho efitra mandrakizay. Izay sisa amin’ny vahoakako hamabo azy, ary izay tavela amin’ny fireneko no hahazo azy ho lovany.