Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 19:35 - Baiboly Katolika

35 Ny alin’iny ihany dia nampisotroiny divay indray ny rainy, ka niditra nandry taminy ilay zandriny, tsy misy hitany anefa na izay nandriany na izay niarenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary tsy nahafantatra ihany koa izay nandriany izy, na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

35 Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’iny alina iny, ary avy ilay zandriny ka nandry taminy; nefa tsy fantatr’i Lôta mihitsy izay nandrian-drazazavavy na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’iny alina iny, ary avy ilay zandriny ka nandry taminy; nefa tsy fantatr’i Lôta mihitsy izay nandrian-drazazavavy na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin'iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary tsy nahafantatra ihany koa izay nandriany izy, na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 19:35
8 Rohy Ifampitohizana  

Nony ampitso, dia hoy ilay zokiny tamin’ny zandriny: «Efa nandry tamin’i dada aho alina, ka handeha indray hampisotrointsika divay izy, anio alina, dia mandehana mandry aminy ianao, mba hananantsika fara mandimby avy amin’ny raintsika.»


Ary samy nanan-janaka tamin-drainy ny zanak’i Lôta roa vavy.


Raha banjiniko ny lanitrao, izay asan-tananao, mbamin’ny volana aman-kintana izay noforoninao, dia vaky vava aho hoe:


fa ny marina, lavo impito, nefa tafarina ihany; ny ratsy fanahy kosa avarina amin’ny loza.


Ka hitako fa mangidy noho ny fahafatesana ny vehivavy izay fandrika sy harato ny fony; ary famatorana ny tanany; izay matahotra an’Andriamanitra afa-mandositra azy; fa ny mpanota kosa hosingorany.


«Tandremo àry fandrao vesaran’ny fihinanan-doatra sy ny fimamoana ary ny fiahiana izao fiainana izao ny fonareo, ka tratrany tonga tampoka aminareo anie izany andro izany e!


Ary efa akaiky ny faran’ny zavatra rehetra, ka hendre, mahonòna tena mba ho afa-mivavaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra