Genesisy 14:17 - Baiboly Katolika17 Nony efa nandresy an’i Kodôrlahômôra sy ireo mpanjaka nomba azy i Abrama, ka nody, dia nivoaka ny mpanjakan’i Sôdôma hitsena azy tao an-dohasahan’i Save, dia ny lohasahan’ny mpanjaka izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Dia niainga ny mpanjakan’i Sodoma hitsena an’i Abrama teo an-dohasaha Save, na ny Lohasahan’ny mpanjaka, rehefa niverina avy nandresy an’i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka niaraka taminy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Ary rehefa niverina avy nandresy an’i Kedôrlahômera sy ireo mpanjaka nomba azy i Abrama, dia niainga ny mpanjakan’i Sôdôma mba hitsena azy tao an-dohasahan’i Save, izany hoe tao an-dohasahan’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ary rehefa niverina avy nandresy an’i Kedôrlahômera sy ireo mpanjaka nomba azy i Abrama, dia niainga ny mpanjakan’i Sôdôma mba hitsena azy tao an-dohasahan’i Save, izany hoe tao an-dohasahan’ny mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Dia nivoaka ny mpanjakan’i Sodoma hitsena an’i Abrama teo an-dohasaha Save (Lohasahan’ny mpanjaka izany), rehefa niverina izy avy nandresy an’i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka nomba azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Dia nivoaka ny mpanjakan'1 Sodoma hitsena an'i Abrama teo an-dohasaha Save (Lohasahan'ny mpanjaka izany), rehefa niverina izy avy nandresy an'i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka nomba azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Dia niainga ny mpanjakan’i Sodoma hitsena an’i Abrama teo an-dohasaha Save, na ny Lohasahan’ny mpanjaka, rehefa niverina avy nandresy an’i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka niaraka taminy izy. Jereo ny toko |