Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 8:4 - Baiboly Katolika

4 Tamin’ny taranak’i Falata-Moaba, i Eliôenaì, zanak’i Zarehiasa mbamin’ireo roan-jato lahy izay niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 i Elihoenay, zanak’i Zerahia, avy tamin’ny taranak’i Pahata-Moaba, mbamin’ny namany roanjato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 i Eliôhenay mbamin’ireo namany roanjato lahy, samy avy amin’ny terak’i Zerahià;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 i Eliôhenay mbamin’ireo namany roanjato lahy, samy avy amin’ny terak’i Zerahià;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Elihoenay, zanak’i Zerahia, avy tamin’ny taranak’i Pahata-moaba, mbamin’ny namany roan-jato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Elihoenay, zanak'i Zerahia, avy tamin'ny taranak'i Pahata-moaba, mbamin'ny namany roan-jato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 i Elihoenay, zanak’i Zerahia, avy tamin’ny taranak’i Pahata-Moaba, mbamin’ny namany roanjato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:4
6 Rohy Ifampitohizana  

tamin’ny taranak’i Falata-Moaba: i Ednà, i Kalala, i Banaiasa, i Maasiasa, i Mataniasa, i Beseleela, i Benoy, ary i Manase;


nisy 2.812 ny taranak’i Fahata-Moaba, avy amin’ny zanak’i Jôsoe sy i Jôaba;


izay avy amin’ny taranak’i Sekeniasa; tamin’ny taranak’i Farosa, i Zakaria, mbamin’ireo 150 lahy, voasoratra ao amin’ny bokim-pianakaviana izay niaraka taminy.


tamin’ny taranak’i Sekeniasa, taranak’i Ezekiela, mbamin’ireo 300 lahy izay niaraka taminy;


Odaiasa, Banỳ, Baninò.


nisy 2.818, ny taranak’i Fahata-Moaba, avy amin’ny taranak’i Jôsoe sy i Jôaba;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra