Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 8:1 - Baiboly Katolika

1 Izao no loham-pianakaviana sy filazana ny firazanany, dia ireo niara-niakatra tamiko avy any Babilôna, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ireto no lohan’ny fianakaviana sy ny filazana ny firazanan’ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babilona tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy mpanjaka:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

1 Araka ny firazanany, dia ireto avy ny loham-pianakaviana niaraka tamiko niala tany Babilôna ka niverina an-tanindrazana, tamin’ny andro nanjakan’ny amperôra Artakserksesa:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Araka ny firazanany, dia ireto avy ny loham-pianakaviana niaraka tamiko niala tany Babilôna ka niverina an-tanindrazana, tamin’ny andro nanjakan’ny amperôra Artakserksesa:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY izao no lohan’ny fianakaviana sy filazana ny firazanan’ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babylona tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy mpanjaka:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary izao no lohan'ny fianakaviana sy filazana ny firazanan'ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babylona tamin'ny nanjakan'i Artaksersesy mpanjaka:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ireto no lohan’ny fianakaviana sy ny filazana ny firazanan’ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babilona tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy mpanjaka:

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:1
16 Rohy Ifampitohizana  

mbamin’ny rahalahiny, lehilahy maherin’ny 1.700, samy loham-pianakaviana. Ary notendren’i Davida mpanjaka izy ireo hifehy ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon’i Manase, amin’ny raharahan’Andriamanitra rehetra sy ny raharahan’ny mpanjaka.


mbamin’ny zana-bohiny rehetra izay tao amin’ny manodidina an’ireo tanàna ireo, hatrany Baala. Ireo no fonenany, sy ny taratasy tetiaram-pirazanan’izy ireo.


Voasoratra amin’ny tetiaram-pirazanana avokoa izany i Israely rehetra, ka indreto izy voasoratra ao amin’ny bokim-panjakan’i Israely; ary nenti-ko babo tany Babilôna i Jodà, noho ny fahotany.


Ireo no lohan’ny fianakavian’ny Levita, filohany araka ny taranany, ary nonina tao Jerosalema.


Ny isan’ny loham-pianakaviana, izay samy mpiady mahery avokoa, dia 2.600 no tontaliny.


Dia nitsangana ny loham-pianakavian’i Jodà sy i Benjamina, ny mpisorona sy ny Levita, dia izay rehetra namporisihan’Andriamanitra ny fanahiny, ka lasa nandeha hanao ny tranon’i Iaveh any Jerosalema.


dia niverina niaraka tamin’i Zôrôbabela, i Jôsoe, i Nehemia, i Saraiasa, i Rahelaiasa, i Mardokea, i Belsàna, i Mesfara, i Begoai, i Rehoma, i Baanà. Izao no isan’ny ankapobem-bahoaka tamin’i Israely:


Nisy 2.172, ny taranak’i Farosa;


Nikaroka ny taratasy vavolombelon’ny firazanana izy ireo, fa tsy nahita, ka dia nolazaina ho tsy madio tsy mahatana ny fisoronana;


Efa nomena teny aho hoe: izay rehetra isan’ny vahoakan’i Israely, ny mpisorony sy ny Levitany, izay eto amin’ny fanjakako, ka te handeha ho any Jerosalema, dia mahazo miaraka aminao.


sy nampahita fitia ahy teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsaina ary ny manam-pahefana ambony rehetra ao amin’ny mpanjaka. Koa nahazo hery aho fa nomba ahy ny tanan’i Iaveh Andriamanitro, ka nanangona ny loholona amin’i Israely hiara-miainga amiko.»


niakatra avy any Babilôna io Esdrasa io. Ary satria nomba azy ny tanan’i Iaveh Andriamaniny, dia nomen’ny mpanjaka azy avokoa izay rehetra nangatahiny.


Maromaro koa tamin’ny zanak’i Israely, mpisorona, Levita, mpihira, mpiandry varavarana, ary Natineanina, no niakatra ho any Jerosalema tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka.


Tamin’ny taranak’i Finea, i Gersôma; tamin’ny taranak’i Itamara, i Daniela; tamin’ny taranak’i Davida, i Hatosa,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra