Ezra 5:16 - Baiboly Katolika16 Dia tonga io Sasabasara io, ka nandatsaka ny fototry ny tranon’Andriamanitra ao Jerosalema, ka hatramin’izay andro izay ka mandrak’ankehitriny dia natao ihany izy, saingy mbola tsy efa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Dia avy i Sesbazara ka nametraka ny fanorenan’ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin’izay andro izay ka mandraka ankehitriny dia efa natsangana ihany izy saingy tsy mbola vita. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Dia tonga tao Jerosalema i Sesebatsàro ka nandatsaka ny fototr’ilay tranon’Andriamanitra; ary hatramin’izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia natao ihany izy saingy tsy mbola vita.› Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Dia tonga tao Jerosalema i Sesebatsàro ka nandatsaka ny fototr’ilay tranon’Andriamanitra; ary hatramin’izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia natao ihany izy saingy tsy mbola vita.› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia avy Sesbazara ka nanao ny fanorenan’ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin’izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia efa natao ihany izy, saingy tsy mbola vita. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia avy Sesbazara ka nanao ny fanorenan'ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin'izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia efa natao ihany izy, saingy tsy mbola vita. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Dia avy i Sesbazara ka nametraka ny fanorenan’ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin’izay andro izay ka mandraka ankehitriny dia efa natsangana ihany izy saingy tsy mbola vita. Jereo ny toko |
Tamin’ny taona faharoa nahatongavany teo amin’ny tranon’Andriamanitra tao Jerosalema, tamin’ny volana faharoa, dia nanomboka ny asa i Zôrôbabela zanak’i Salatiela, i Jôsoe zanak’i Josedeka, mbamin’ireo rahalahiny sisa, ny mpisorona sy ny Levita, ary izay rehetra tao Jerosalema, avy amin’ny fahababoana, ka nanendry ny Levita hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra izy, hitarika ny asa amin’ny tranon’i Iaveh.