Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 5:10 - Baiboly Katolika

10 Nanontanianay azy koa ny anaran’izy ireo, mba hampahafantarinay anao, mba halatsaka an-tsoratra ny anaran’ireo lohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Nanontany ny anaran’izy ireo avy koa izahay mba hampahafantarinay anao ary hosoratanay ny anaran’ny olona izay mitarika azy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Nanontanianay azy koa ny anarany mba hahazoanay manoratra aminao sy hampahafantatra anao ny anaran’ireo lehilahy mpitarika asa izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Nanontanianay azy koa ny anarany mba hahazoanay manoratra aminao sy hampahafantatra anao ny anaran’ireo lehilahy mpitarika asa izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Nanontany ny anarany avy koa izahay mba hampahafantarinay anao sy hosoratanay ny anaran’ny olona izay lohany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Nanontany ny anarany avy koa izahay mba hampahafantarinay anao sy hosoratanay ny anaran'ny olona izay lohany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Nanontany ny anaran’izy ireo avy koa izahay mba hampahafantarinay anao ary hosoratanay ny anaran’ny olona izay mitarika azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 5:10
3 Rohy Ifampitohizana  

Ka izao no valy nomeny anay: Mpanompon’ny Andriamanitry ny lanitra sy ny tany izahay; ary ny trano efa vita ela be ihany no ataonay indray; dia ilay efa natao sy vitan’ny mpanjaka lehibe anankiray tamin’i Israely.


Dia niteny taminy izahay ka nilaza taminy ny anaran’ireo lehilahy manao ny trano.


Nanontanianay ireo loholona ireo, nataonay hoe: Iza no nanome alalana anareo hanao ity trano ity, sy hanangana ireo manda ireo?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra