Ezra 4:11 - Baiboly Katolika11 Izao no kôpian’ny taratasy nampitondrainy an’i Artakserksesa mpanjaka: Ny mpanomponao, ny olona atỳ an-dafin’ny ony, sns. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Izao no voadika amin’ny taratasy nampitondrainy ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka: Ny lehilahy mpanomponao etỳ andafin’ny ony Eofrata.... Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Izao kosa no kôpian’ilay taratasy nalefany ho an’ny amperôra Artakserksesa: «Voninahitra ho anay mpanomponao atỳ andafy andrefan’ny ony Eofrata... ny manoratra ity taratasy ity aminao, ry Andriamanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Izao kosa no kôpian’ilay taratasy nalefany ho an’ny amperôra Artakserksesa: «Voninahitra ho anay mpanomponao atỳ andafy andrefan’ny ony Eofrata... ny manoratra ity taratasy ity aminao, ry Andriamanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Izao no teny amin’ny taratasy nampitondrainy ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka: Ny lehilahy mpanomponao etỳ an-dafin’ny ony etỳ.... Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Izao no teny amin'ny taratasy nampitondrainy ho any amin'i Artaksersesy mpanjaka: Ny lehilahy mpanomponao etỳ an-dafin'ny ony etỳ ..... Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Izao no voadika amin’ny taratasy nampitondrainy ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka: Ny lehilahy mpanomponao etỳ andafin’ny ony Eofrata.... Jereo ny toko |