Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 2:5 - Baiboly Katolika

5 nisy 775 ny taranak’i Areà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 ny taranak’i Ara: Dimy amby fitopolo sy fitonjato;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 ny terak’i Arà dia nisy lehilahy 775;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 ny terak’i Arà dia nisy lehilahy 775;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 ny taranak’i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 ny taranak'i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 ny taranak’i Ara: Dimy amby fitopolo sy fitonjato;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 2:5
3 Rohy Ifampitohizana  

nisy 372 ny taranak’i Safatiasa;


satria maro tamin’ny lehiben’i Jodà no efa tafaray taminy tamin’ny fianianana, noho izy vinanton’i Sekeniasa zanak’i Areà, sy noho i Johanàna zanany lahy nanambady ny zanaka vavin’i Mosolama, zanak’i Barakia.


nisy 652, ny taranak’i Areà;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra