Ezra 2:23 - Baiboly Katolika23 nisy 128, ny mponina tao Anatôta; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 ny mponina tany Anatota: Valo amby roapolo amby zato; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 ny terak’i Hanatôta dia nisy lehilahy 128; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 ny terak’i Hanatôta dia nisy lehilahy 128; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato; Jereo ny tokoMalagasy Bible23 ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 ny mponina tany Anatota: Valo amby roapolo amby zato; Jereo ny toko |