Ezra 2:19 - Baiboly Katolika19 nisy 223 ny taranak’i Hasoma; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 ny taranak’i Hasoma: Telo amby roapolo sy roanjato; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 ny terak’i Hasoma dia nisy lehilahy 223; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 ny terak’i Hasoma dia nisy lehilahy 223; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 ny taranak’i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato; Jereo ny tokoMalagasy Bible19 ny taranak'i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato; Jereo ny toko |