Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 5:20 - Baiboly Katolika

20 Ary izy nahita an’i Môizy sy i Aarôna, izay efa tao rahateo, miandry azy ireo hivoaka avy ao amin’i Faraôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Koa rehefa niala avy tao amin’i Farao izy ireo dia tafahaona tamin’i Mosesy sy i Arona izay nijanona niandry azy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 Koa vantany vao nivoaka avy tao amin’ny Farao ry zareo, dia nandeha nihaona tamin’i Mosesy sy i Aharôna izay efa niandry azy rahateo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Koa vantany vao nivoaka avy tao amin’ny Farao ry zareo, dia nandeha nihaona tamin’i Mosesy sy i Aharôna izay efa niandry azy rahateo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary izy ireo dia nihaona tamin’i Mosesy sy Arona, izay nijanona niandry azy, raha avy tany amin’i Farao izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary izy ireo dia nihaona tamin'i Mosesy sy Arona, izay nijanona niandry azy, raha avy tany amin'i Farao izy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Koa rehefa niala avy tao amin’i Farao izy ireo dia tafahaona tamin’i Mosesy sy i Arona izay nijanona niandry azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 5:20
2 Rohy Ifampitohizana  

Hitan’ny mpanoratry ny zanak’i Israely fa efa mandry andriran’antsy izy, fa ilazana hoe: «Ny birikinareo tsy handatsahana, fa isan’andro dia ho latasy toraky ny fanao isan’andro ihany.»


ka nilaza taminy hoe: «Aoka i Iaveh no hahita anareo sy hitsara; fa ny fitia azonay tamin’i Faraôna sy ny mpanompony nataonareo mody halavolo, ary notoloranareo sabatra eo an-tanany izy hamonoana anay.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra