Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 40:9 - Baiboly Katolika

9 Halainao ny diloilo fanosorana dia hohosoranao ny Fonenana mbamin’izay rehetra ao aminy; hohamasininao izy sy ny fanaka rehetra momba azy, dia ho masina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Avy eo dia alao ny diloilo fanosorana ka hosory ny tabernakely sy izay rehetra ao, ary hamasino miaraka amin’ny fanaka rehetra momba azy ka ho masina izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 «Halainao ny ilomasina fanokanana, dia hohosoranao ny tranolay masina sy izay rehetra ao anatiny; izany no hanokananao azy sy ny fitaovana rehetra momba azy mba ho voatokana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 «Halainao ny ilomasina fanokanana, dia hohosoranao ny tranolay masina sy izay rehetra ao anatiny; izany no hanokananao azy sy ny fitaovana rehetra momba azy mba ho voatokana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary alao ny diloilo fanosorana, ka hosory ny tabernakely sy izay rehetra ao, dia hamasino izy mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ka dia ho masina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary alao ny diloilo fanosorana, ka hosory ny tabernakely sy izay rehetra ao, dia hamasino izy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, ka dia ho masina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Avy eo dia alao ny diloilo fanosorana ka hosory ny tabernakely sy izay rehetra ao, ary hamasino miaraka amin’ny fanaka rehetra momba azy ka ho masina izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 40:9
16 Rohy Ifampitohizana  

Andriamanitra ô, tafatoetra mandrakizay ny seza fiandriananao; tehim-pahamarinana, ny tehim-panjakanao.


Dia nanao ny diloilo fanosorana masina izy, sy ny zava-manitra fanembohana, vita araka ny fahaizana momba ny fanaovan-java-manitra.


ny ôtely varahina, ny karakarany varahina, ny baony ary ny fanaka rehetra momba azy, ny tavy amam-paladiany, ny fefy lamban’ny kianja mbamin’ny andriny amam-paladiany,


Hatsanganao ny kianja manodidina dia hataonao amin’ny kianja ny vavahady lamba.


Hitoetra eo aminy ny Fanahin’i Iaveh, dia ny fanahin’ny fahendrena amam-pahazavan-tsaina, fanahin’ny fifidianana amam-paherezana, fanahin’ny fahalalana amam-pahatahorana an’i Iaveh.


Ato amiko ny fanahin’i Iaveh, Tompo, satria voahosotr’i Iaveh aho; nirahiny hitondra teny soa mahafaly amin’ny mahantra, hamehy ny ferin’ireo torotoro fo; hampandre ny babo fa afaka sy ny ao an-tranomaizina fa alefa;


Ianao no Kerobima voahosotra hiaro, napetrako tao amin’ny tendrombohitra masin’Andriamanitra; tao ianao nandeha teo afovoan’ny vato mirehitra.


Ary nalain’i Môizy ny diloilo fanosorana dia nohosorany ny Fonenana mbamin’izay rehetra tao anatiny, ka nohamasininy.


Tamin’ny andro nahavitan’i Môizy ny fananganana ny Fonenana ka nanosorany sy nanamasinany azy mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, hatramin’ny ôtely mbamin’ny fanaka rehetra momba azy koa, rehefa nanosotra sy nanamasina an’ireo izy,


Nony vita batemy i Jesoa, dia niala avy teo anaty rano niaraka tamin’izay. ary indro nisokatra taminy ny lanitra, ka hitany ny Fanahin’Andriamanitra nidina tahaka ny voromahailala nankeo amboniny.


Satria izay nirahin’Andriamanitra dia milaza ny tenin’Andriamanitra fa tsy misy fetrany no fanomen’Andriamanitra ny Fanahy.


sy nanisy tombokase antsika, ary nanome ny Fanahy ho antoka ao am-pontsika.


Izay manafaka alahelo anay amin’ny fahorianay rehetra, mba hahazoanay manafaka alahelo ny tra-pahoriana rehetra, amin’ny fanalana alahelo noraisinay taminy.


Dia nofafazany ra toy izany koa ny tranolay mbamin’ny fanaka rehetra enti-manao raharaham-pivavahana.


Fa ianareo kosa dia voahosotr’ilay Masina, ka mahalala ny zavatra rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra