Eksodosy 40:35 - Baiboly Katolika35 Ka tsy afa-niditra intsony tao an-trano lay fihaonana i Môizy, fa nijanona teo amboniny ny rahona, ary nameno ny Fonenana ny voninahitr’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Tsy afaka niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy satria ny rahona dia nitoetra teo amboniny, ary ny voninahitry NY TOMPO dia nameno ny tabernakely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 noho izany, dia tsy afaka niditra tao amin’ny Tranolay fihaonana i Mosesy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 noho izany, dia tsy afaka niditra tao amin’ny Tranolay fihaonana i Mosesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary Mosesy tsy nahazo niditra tao amin’ny trano-lay fihaonana, satria ny rahona nitoetra teo amboniny, ary ny vonihatr’i Jehovah nameno ny tabernakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary Mosesy tsy nahazo niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana, satria ny rahona nitoetra teo amboniny, ary ny voninahitr'i Jehovah nameno ny tabernakely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Tsy afaka niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy satria ny rahona dia nitoetra teo amboniny, ary ny voninahitry NY TOMPO dia nameno ny tabernakely. Jereo ny toko |
Fa izao no lazain’ny Avo Indrindra, izay mipetraka amin’ny fonenana mandrakizay sy antsoina hoe ilay Masina: Mitoetra eo amin’ny fitoerana avo sy masina Aho, ary koa ao amin’ny olona torotoro fo sy manetry tena am-panahy, mba hamelombelona ny fanahin’ny manetry tena, sy hamelombelona ny fon’ny torotoro fo.