Eksodosy 40:18 - Baiboly Katolika18 Natsangan’i Môizy ny Fonenana; naorina ny faladiany, nalahany ny hazo fisany mbamin’ny barany, dia natsangany ny andriny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Nanangana ny tabernakely i Mosesy; napetrany ny faladiany ary natsangany ny hazofisaka momba azy dia nampidiriny ny barany ary natsangany ny andriny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Nasain’i Mosesy natsangana ny fonena-masina, ka napetraka ny faladiany sy ny hazo fisaka ary ny barany mbamin’ny andry. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Nasain’i Mosesy natsangana ny fonena-masina, ka napetraka ny faladiany sy ny hazo fisaka ary ny barany mbamin’ny andry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary Mosesy nanangana ny tabernakely, dia nametraka ny faladiany sy nanangana ny zanakazony, ary nampiditra ny barany sy nanangana ny andriny. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary Mosesy nanangana ny tabernakely, dia nametraka ny faladiany sy nanangana ny zana-kazony, ary nampiditra ny barany sy nanangana ny andriny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Nanangana ny tabernakely* i Mosesy; napetrany ny faladiany ary natsangany ny hazofisaka momba azy dia nampidiriny ny barany ary natsangany ny andriny. Jereo ny toko |