Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:9 - Baiboly Katolika

9 Efa-joro mitovy lafiny efatra izy, ary natao roa sosona ny saron-tratra, irain-jehy ny lavany, irain-jehy ny sakany, ary roa sosona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, irain-jehy avy ny lafiny efatra sady niforitra roa izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Paosy efamira izy io, ka mirefy 25 santimetatra avy ny lafiny tsirairay

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Paosy efamira izy io, ka mirefy 25 santimetatra avy ny lafiny tsirairay

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, ary irain-jehy avy ny lafiny efatra, sady niforitra roa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, ary irain-jehy avy ny lafiny efatra, sady niforitra roa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, irain-jehy avy ny lafiny efatra sady niforitra roa izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:9
2 Rohy Ifampitohizana  

Vato efatra andalana no naravaka azy; ny andalana iray dia sardoana, tôpazy, emeraoda, andalana voalohany io;


Dia natao ny saron-tratra ka vita ara-pahaizana, toy ny nanenomana ny efôda ihany, tamin’ny volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony mihasina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra