Eksodosy 38:24 - Baiboly Katolika24 Ny tontalin’ny volamena nanaovana ny zavatra, izay zavatra rehetra natao momba ny fitoerana masina, dia talenta sivy amby roapolo sy sikla telopolo amby fiton-jato, araka ny sikla masina; volamena avy amin’ny fanatitra ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Talenta sivy amby roapolo ary sekela telopolo amby fitonjato, araka ny sekela masina, ny fitambaran’ny volamena lany tamin’ny asa rehetra tamin’ny fitoerana masina dia ny volamena izay natao fanatitra asandratra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Ny fitambaran’ny volamena izay nataon’ny Israelita fanatitra, ka nampiasaina tamin’ny fanaovana ny Toeramasina dia 877 kilao sy 300 grama araka ny lanja fampiasa tao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ny fitambaran’ny volamena izay nataon’ny Israelita fanatitra, ka nampiasaina tamin’ny fanaovana ny Toeramasina dia 877 kilao sy 300 grama araka ny lanja fampiasa tao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Talenta sivy amby roa-polo, ary sekely telo-polo amby fiton-jato, araka ny sekely masina, ny volamena rehetra izay lany tamin’ny asa rehetra tamin’ny fitoerana masina, dia ny volamena izay natao fanatitra ahevaheva. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Talenta sivy amby roa-polo, ary sekely telo-polo amby fiton-jato, araka ny sekely masina, ny volamena rehetra izay lany tamin'ny asa rehetra tamin'ny fitoerana masina, dia ny volamena izay natao fanatitra ahevaheva. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Talenta* sivy amby roapolo ary sekela telopolo amby fitonjato, araka ny sekela masina, ny fitambaran’ny volamena lany tamin’ny asa rehetra tamin’ny fitoerana masina dia ny volamena izay natao fanatitra asandratra. Jereo ny toko |